ce que nos clients disent de nos services.
Lisez pourquoi ils nous aiment tellement

Bjr, Nisy ihany ve ilay concours Princesse iny? Merci
Lova MAMITIANA
Etudiante
Bonjour Charm'elle Beauté. Azafady indrindra mba saika manontany tompoko, mbola msy ve ilay promotion 10e anniversaire anareo? otrinona raha manao coupe fotsiny kay? Plus précisément, faranana akory ary fa za boribory endrika d lava volo ihany no mety amiko ,fa voloko lava fa misy tokony alana fa misy fourche mo ko mba te iova kely. Merci d'avance charm'elle beauté
MARIA Andréa
Mpampianatra
bjr... otrin kay svp ny pack mariage nareo... de inon avy ny inclus... merci
Noela Annie
--
Bonjour Otrinona kay n mandoko volo mèche ao amnareo ?
Safidy Ratsifandrihana
Chauffeur
Ankehitrin de Isaorako an Andr/tra izao ao atamponlo ianao lay be voninahitr nony fahasoavana lehibe tsitampitrotra nomenao ahy ,isaorak ko ianao izay ts nikir nanampy ahy se toi mon Bb??,ar ny ecol nampiofan ahy natong ah toy izao ,NY fianakavik nafoy fotoan nanotrony any eny f n dia lavitr ny giavina,faly3 ??????ah f tratrak iany tanjona izay nirik atrizay
Mireille Ch'yas Staylann
Coiffure
Bjr e!! Inona kay no mahad samy hafa ilay Charm'Elle Beaute sy Charm'Elle Massage ety Ambohibao? Afaka atao ety Ambohibao ve ny fisoratana anarana amin'ny ilay Talent du mode! Misaotra e
Honorine RABARINELA
Etudiante
Misaotra betsaka ny Centre Charm'Elle Beaute Ampasampito aho, fa noho ianareo dia nahatsangana ny Sallon de Coiffure aty Majunga ny tenako, ary tsy ho haiko hadonoina tokoa izany, misaotra betsaka e!!
Nain'Cii Yivanah
Startup Tana
Pour mon défilé au Carlton je me suis fait coiffée par cette équipe extraordinaire et chalereuse! Les gens sont gentils et le résultat et toujours niquel !
Mamouchka Ranjalahy
Etudiante
Des coiffeuses au top ! Un cadre superbe, de la gentillesse, de la bonne humeur ! Elles sont à l'écoute du client et c'est bien la première fois que je ressortais du coiffeur avec le sourire ! Je conseille vivement !!!! Encore un grand merci à toute l'équipe de Charm'Elle Beauté
Onitiana Lorie RAZAFIMAHATRATRA
ONT Center